|
|
|
|

Teny iditra1 mitemoka
Fototeny  2temoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipetraka eo amorony kely
Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nitemoka ilay famantaranandroko teto [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mamotike, 9 mitemoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12