|
|
|
|

Teny iditra1  mitefoka
Fototeny  2 tefoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipoaka (toy ny fipoakan' ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy.
5 Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo voahitsany ka taitra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to pop, to crackle, to explode. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 craquer, péter comme un coup de fusil; exploser. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 fitemoka, 13 mifetoka, 14 mitefoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11