|
|
|
|

Teny iditra1  mitarajo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 milanja entana ankila bao. [Tanala] [1.78]
4 mitondra entana an-tsoroka, milanja. [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12