|
|
|
|

Teny iditra1  mitapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mizara roa na telo ka misasaka ny tapany avy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be broken in the middle; to be cut in half. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être cassé en deux. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 mitapa-paribolana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ampitaka, 13 mitapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09