|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitangitrika
Fototeny  2 tangitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milentika ao anaty.
5 Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin' ny hozadra ny ra. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  mitangitrika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mihazakazaka. [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12