Entrée mitampina (tampina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be plugged, to be corked [Hallanger 1973]
Traduction française être bouché, obstrué [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitampina
nitampina
hitampina

Mis à jour le 2020/07/31