|
|
|
|

Teny iditra1  mitamberina
Fototeny  2 tamberina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha dia miverina.
5 Mivezivezy, mivoivoy.
6 Mihodinkodina eo an-toerana ihany. [1.1]
Ohatra  7  mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12