|
|
|
|

Teny iditra1  mitalapetraka
Fototeny  2 talapetraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry ny tongotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 same as mipetraka [1.2]
6 to sit crosslegged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 s'asseoir en croisant les jambes [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17