|
|
|
|

Teny iditra 1  misotro
Fototeny  2 sotro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
5 Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to drink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 boire [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  manala hetaheta, 13  manao gagaka, 14  manao gok' omby, 15  manao gorodana, 16  manao kararana, 17  miala hetaheta, 18  miboboka, 19  migoka, 20  minona, 21  mitohoka
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how misotro
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 mirotso, misotro, 25 somotry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22