Entrée misongasonga (songasonga)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misongasonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1]
Morphologie 
Présent : misongasonga
Passé : nisongasonga
Futur : hisongasonga
Synonymes misonga

Mis à jour le 2023/01/05