|
|
|
|

Teny iditra1  misondrotra
Fototeny  2 sondrotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao
5 Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena
6 Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo
7 Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1]
8 miakatra, mitombo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'élever; augmenter [1.13]
10 former ses épis pour les céréales [1.196]
Ohatra  11  Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy. [2.587#]
12  Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy. [2.472]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17