|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misomoroña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mamely vilana. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  misomoroña
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 maneso, mandatsa. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7  misomoroña
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 manafintohin'olona. [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12