|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misomely
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 miahiahy, manahy. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  misomely
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 be fanahiana. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7  misomely
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 mivadibadika. [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12