|
|
|
|

Teny iditra1  misomarototra
Fototeny  2 somarototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarototra ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 misomarodoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12