|
|
|
|

Teny iditra1  misomalantsiatra
Fototeny  2 somalantsiatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitriatriatra, mitsiatsiaka, vakivaky, mitsefatsefaka: Misomalantsiatra ny hoditra rehefa maina ka mandrivotra ny andro. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12