|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misolila |
| Fototeny | 2 solila |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misobilaka: Nisolila loatra no nanaovan' ny mpandrafitra ity lela varavarava ity
5 Misolampilampy: Misolila ity moron-dalana ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be on a bias, to be at an angle; cf, misompirana
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être en biais, être chanfreiné; cf. misompirana
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|