|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misola
Fototeny  2 sola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra loha tsisy volo: Misola ny ankamaroan' ny Arabo. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)8  misola
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 mandroba, manimba, mandrava. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  misola
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mirodana. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  14 lamiso, 15 misola, 16 Salomy, 17 samoly, 18 silamo, 19 SOLIMA, 20 somila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12