Entrée misitrika (sitrika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] Miery [1.78]
 Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana
Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy
Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy
Mitovy hevitra: mifonoka [1.1]
Explications en anglais To hide
To dive [1.7]
Explications en français Se cacher
Plonger [1.8]
Morphologie 
Présent : misitrika
Passé : nisitrika
Futur : hisitrika
Impératif : misitriha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20