|
|
|
|

Teny iditra1  miselatra
Fototeny  2 selatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandalo vetivety, haingana; mihelina, miserana: Niselatra kely fotsiny izy.
5 Manjopiaka, mamirapiratra: Niselatra tamin' ny rano ny taratry ny fiaramanidina nandalo teo amboniny. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 miselatra, 11 STeLaRiMa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/25