|
|
|
|

Teny iditra1  misatrisatry
Fototeny  2 satrisatry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza izay manao ara-ka ny danin'ny kibony, fatra-panao hoe "satriko... satriko". [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12