|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misaso |
| Fototeny | 2 saso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misafosafo malefaka; manao teny hitsapana ny hevitry ny sasany
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 masiso, misaso, 10 misosa, misosà, 11 mosasy, 12 Samosy, samosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|