|
|
|
|

Teny iditra1  misara maina
Singan-teny  2 misara, 3 maina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita. [1.1]
Tovy hevitra  6 misara-poana, misara-potsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12