|
|
|
|

Teny iditra1  misalondo
Fototeny  2 salondo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Fano rahona, manjombona.
5 Misaron-doha amin' ny lamba. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 misalondona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12