|
|
|
|

Teny iditra1  misalesaka
Fototeny  2 salesaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitresaka eo amin' ny afovoany; misaraka roa: Mahagaga fa nisalesaka foana teo ilay volany. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12