|
|
|
|

Teny iditra1 misafontina
Fototeny  2safontina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihodina miverimberina, miverina indray (zavatra efa lasa): Nisafontina indray ilay rivo-doza natao ho efa lasa tany an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used for mifontina [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12