Entrée miritsoka (ritsoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mibitsika, milaza zavatra mangingina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miritsoka
niritsoka
hiritsoka
miritsoha
Exemples Ity rivodrovotra an-tanin' olona
mitsoka maraina dia mitambolona
Hariva ny andro vao mba miritsoka
[Ny Havana]

Mis à jour le 2020/07/31