|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirirana
Fototeny  2 rirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Raha te-hanana vavy: mandry mirirana havia. Raha te-hitera-dahy: mandry mirirana havanana. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  5 fay mirirana boribory

Teny iditra (2/2)6  miriraña
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 mihorirana. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  9 mirirana, miriraña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12