|
|
|
|

Entrée1  mirihana
Radical  2  rihana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay
Misy ngorodona [1.1]
Exemples  5  Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472]

Anagrammes  6 marihina, 7 mirihana

Mis à jour le 2025/09/12