|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miresadresaka |
| Fototeny | 2 resadresaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Sady niresadresaka izahay no niara-nampirina ny tranoko.
[2.4]
5 Raha miresadresaka sy misaintsaina toy izany izy mivady, injay kosa mikotaba any ivelany ny ankizin' ny mpiray tanàna. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|