|
|
|
|

Entrée1  mirempandempaña
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] mitotototo, mandeha atsy sy ary ka efa tsy mahalala izay atao fa mandeha tsy am-piheverana [Betsimisaraka]

Mis à jour le 2025/09/12