|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirebareba |
| Fototeny | 2rebareba |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba.
5Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao. [1.1] |
| Ohatra |
6 Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa.
[2.470]
|
| Teny iditra (2/2) | 7 mirebareba |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
9midedadeda.
[Tanosy]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|