| Entrée | 1 mirantsana |
| Radical | 2 rantsana |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [1.1] |
| Explications en anglais |
5 growing out into branches [1.2] 6 to be divided into several arms or branches; to be pruned [1.7] |
| Explications en français |
7 être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [1.8] 8 être branchu, ramifié [1.196] |
| Exemples |
9 Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony.
[1.357]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|