|
|
|
|

Teny iditra 1  mirakitra
Fototeny  2 rakitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
9 Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita
10 Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy
11 Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to preserve [1.2, 1.7]
13 to keep, to hoard. [1.2]
14 to save up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 thésauriser, amasser; conserver [1.8]
Ohatra  16  mirakitra ny tantarako. [2.470#177]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mirakitra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 marikitra, mirakitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21