Entrée mirakandrakana (rakandrakana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra vary firy izahay taona ito fa nirakandrakana izy ireo taona itsy [1.1]
Morphologie 
Présent : mirakandrakana
Passé : nirakandrakana
Futur : hirakandrakana

Mis à jour le 2023/01/05