|
|
|
|

Teny iditra1 mirahona
Fototeny  2rahona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitarehin-drahona, mitoe-drahona, mivolon-drahona: Fatratra izany raha tarehin' olona; ny volony mirahona ngalingaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be overlaid with gold, silver, etc. [1.2]

Fivaditsoratra  6 hamarino, 7 hamorina, 8 mahorina, 9 miharoña, miharona, 10 mirahona, 11 mironaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03