|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miporiritre |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mivalana be (marary kibo): Miporiritre i Tsangamila ajon'ny voantelo haliña (mivalana be i Tsangamila tratran'ny tsaramaso halina).
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|