| Entrée | 1 mipololotra |
| Radical | 2 pololotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1] |
| Exemples |
5 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|