|
|
|
|

Teny iditra1  mipoipoitra
Fototeny  2 poipoitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  hipoiPOitra ho azy ny manan-talenta malagasy amin'ny taozavatra, tahaka ny nipoipoirany nandritra ny ady 1939-1945 tsy nahafahan'ny entana avy any an-kafa niditra. [2.503]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29