|
|
|
|

Teny iditra1  mipilapilaka
Fototeny  2 pilapilaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihetsiketsika mba hanaitra ny mason' ny lehilahy, mijefijefy, mijejojejo, mijilajila. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be frisky, to act wantonly.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 mipilaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12