|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipasaka |
| Fototeny | 2 pasaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin' ny angady.
5 Mitresaka, miveraka: Mipasaka ny vomanga tsara masaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to scatter, to spill; fig. to speak one's whole mind..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|