| Entrée | 1 miofy akondro vava |
| Mots élémentaires | 2 miofy, 3 akondro, 4 vava |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to take the skin off bananas with the mouth fig. very poor and wretched. See faraidina [1.2] |
| Explications en français |
8 Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages [2.415#2535] |
| Exemples |
9 Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho.
[2.472]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|