Entrée mineraly
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato [1.1]
 Zaka madio avy ao anaty tany [1.13]
Explications en français Minéral [1.13]
Exemples 
1Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. [1.123]
2Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. [1.357]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Français: minéral.

Mis à jour le 2023/05/31