Entrée minainaina (nainaina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra [1.1]
Explications en anglais To cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina [1.2]
Exemples 
1Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina? [2.69]
2Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4]
Morphologie 
Présent : minainaina
Passé : ninainaina
Futur : hinainaina

Mis à jour le 2023/02/06