|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiasana namboarina handeha ho azy ka entina hanaovan-javatra: Milina fanjairana ~ Milina fanoratana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a machine, an engine
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 machine, rouages
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 manily, 8 milañy, milina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|