|
|
|
|

Teny iditra1  milapa
Fototeny  2 lapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihira sy mandihy alohan' ny famorana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to sing and dance in the house where the circumcision ceremonies are celebrated. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9 farim-peo tsy milapa
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ampaly, 12 ampila, 13 milapa, 14 mpiala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09