Entrée milamaka (lamaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandry midaboka amin' ny tany: Nilamaka eran' ny trano ny ankizy raha vao tonga fa vizana
¶ Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin' ny miaramila nilamaka tamin' ny tany [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mivalandotra [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise lain down, as rice thrown down by the wind; prostrate; in the provinces to lie down [Richardson 1885]
Morphologie 
milamaka
nilamaka
hilamaka
milamaha

2010/05/14