Entrée mikorandendina
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikorandendina hahandro vary ho azy indray [1.1]
Morphologie 
Présent : mikorandendina
Passé : nikorandendina
Futur : hikorandendina
Impératif : mikorandendèna
Synonymes mikondendy ~ mikondendina

Mis à jour le 2020/07/31