|
|
|
|

Teny iditra1  mikonjo
Fototeny  2 konjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana. [2.4#17]
5  Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472#66]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26