| Entrée | 1 mikitoantoana |
| Radical | 2 kitoantoana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be bumpy; to be rough (esp. of roads) [1.7] |
| Explications en français |
6 être raboteux; inégal [1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|