|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mikea |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy
[1.78] |
| Teny iditra (2/4) | 4 mikea |
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
| Ohatra |
6 Nony tany an' ala izy, nahita mikea izay.
[2.606#]
7 Nisy anaram-poko mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508#] |
| Voambolana | 8 Tantara: firenena |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 10 Mikea |
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Mikea, Mika: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 Micah: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Michée: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 15 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 16 mika |
| Teny iditra (4/4) | 17 Mikea |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 Micaiah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Michée
[2.996] |
| Ohatra |
21 Ilay iraka lasa niantso an'i mikea dia niteny taminy nanao hoe:
[2.996]
|
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 23 mikaia |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Mikea |
| Lahatsoratra | 25 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikea |
| Fivaditsoratra | 26 maike, 27 mekia, 28 miake, Mikea, mikea |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|